<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>67</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Aoka ny Tenin'i Kristy
 Hitoetra betsaka ao aminareo,
 Amin'ny fahendrena,
 Fahendrena rehetra,
 Dia mifampianara ka mifananara
 Amin'ny Salamo sy ny
 Fihirana ary ny
 Tonon-kiram-panahy.

[V2]
 Mihirà amin'ny fahasoavana,
 Ao am-po ho an'Andriamanitra.

[V3]
 ANKIZY</lyrics>
<title>AOKA NY TENIN'I KRISTY ASAFA67</title>
<author>Faly Henintsoa RAFIDIMANANA</author>
</song>